permalien NeNy

Rédigé le Jeu 01 Juin, 2006 07:10:09 Ajouter un commentaire

 "Neny masoandro lalaiko nandrotsy ny sombiniainy, nadritra ireo volana folo i neny ny nanolokolo, tsy nitaraina hanohanana, niaritr'ireo havizanana, nisotro ny rano tsy tiana, niaritr'ireo fahoriana, nitrotro, nibaby , nitaiza, nitondra hatraiza hatraiza

Ra ny mitomany dia i neny nandrotsirotsy am-babeny, ho setr'ireo valim-babeny, hajaiko ny teny nomeny, reo hafatra napetrany kosa ho dioviko ataoko tontosa"

Ho ani reny rehetre indrindra fa nenyni Didousy



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: