taf taf
Rédigé le Lun 26 Mar, 2007 10:35:13 
Tag!

Anio alatsinainy 26 martsa 2007 , amin'ny ora 10:13 nefa tokony mbola amin'ny ora 9:13, dia tsy maintsy nifoha aloha zany an nande nanao ny adidy andavanandro ee! nefa tena mbola mihesona eny am-pandehanana e! tena otrany somary misy hivy kely mintsiny e :) sady ny lalana kai tena mbola dezaka be an!
Za mou zany tsy dia tia anireny kahoatry reny (café), nefa tsy maintsy misotro ve refa te dodo? non non non
...aleo injay dithé ka.
Inona mou zany no tantaraina androany fa dia ny faly miarahaba antsika tratrany printemps hono
, nefa tena otrany mbola frizz be, tena makaiza mintsy arany ty fiainana keliny olombelona e!froid de canard hozy ry zareo vozongo

1
feedback
1 - posté par rikku le Lun 26 Mar, 2007 11:24:59
euh, juste un petit conseil de mise en page
redimensionne les images dans tes articles, ou bien utilise les fichiers "thumb", comme il n'y aurait pas de dépassement.
dia tratry ny printemps koa e!!!
dia tratry ny printemps koa e!!!