permalien taf taf

Rédigé le Lun 26 Mar, 2007 10:35:13 Ajouter un commentaire

Tag!

Anio alatsinainy 26 martsa 2007 , amin'ny ora 10:13 nefa tokony mbola amin'ny ora 9:13, dia tsy maintsy nifoha aloha zany an nande  nanao ny adidy andavanandro ee! nefa tena mbola mihesona eny am-pandehanana e! tena otrany somary misy hivy kely mintsiny e :) sady ny lalana kai tena mbola dezaka be an!

Za mou zany tsy dia tia anireny kahoatry reny (café), nefa tsy maintsy misotro ve refa te dodo? non non non ...aleo injay dithé ka.

Inona mou zany no tantaraina androany fa dia ny faly miarahaba antsika tratrany printemps hono , nefa tena otrany mbola frizz be, tena makaiza mintsy arany ty fiainana keliny olombelona e!froid de canard hozy ry zareo vozongo

 


permalien insomnie

Rédigé le Jeu 15 Juin, 2006 01:25:27 Ajouter un commentaire

ahoana kay ny atao refa tsy mahita torimaso otranizao? ny olona matory doly...manisa ondry ngambany no mety e! 1 2 3 4 ...tena mahaleo ka..

Mafana be ange le andro e, ra mbola mande aloha ty ordi ty tsy avotra mintsiny e! ny hevitra mety dia mamono ordi dia avy eo mitsilany dia dodo ho azy eo sa tsy zany?

zay ngamba no atao...

bonne nuit doly e! le marchant de sable est là


permalien tantarany labouzia

Rédigé le Jeu 01 Juin, 2006 07:28:28 Ajouter un commentaire

Il est vrai que les bougies ne peuvent pas prier mais elles peuvent inviter au recueillement. Elles révèlent des significations différentes dans ma vie ou dans ta vie

D'abord c'est un reflet de la lumiere qui brilla un jour à Bethléem pour éclairer l'obscurité de notre monde

Ensuite elles nous rappellent notre baptème, le début de notre cheminement avec le christ

enfin elle devient la lumiere de notre corps


permalien NeNy

Rédigé le Jeu 01 Juin, 2006 07:10:09 Ajouter un commentaire

 "Neny masoandro lalaiko nandrotsy ny sombiniainy, nadritra ireo volana folo i neny ny nanolokolo, tsy nitaraina hanohanana, niaritr'ireo havizanana, nisotro ny rano tsy tiana, niaritr'ireo fahoriana, nitrotro, nibaby , nitaiza, nitondra hatraiza hatraiza

Ra ny mitomany dia i neny nandrotsirotsy am-babeny, ho setr'ireo valim-babeny, hajaiko ny teny nomeny, reo hafatra napetrany kosa ho dioviko ataoko tontosa"

Ho ani reny rehetre indrindra fa nenyni Didousy


permalien Pour ma patrie

Rédigé le Jeu 01 Juin, 2006 06:57:41 Ajouter un commentaire

 Bonjour Seigneur

Salut à tous....Nareo ve tia ny tanindarazanareo....moi oui meme si c'est pas facile la vie la bas en ce moment..C'est pour cela que nous devons rejoindre nos prieres pour notre patrie et pour tous les malheureux du monde "Union des prieres".........(chacun parle dans son coeur )...amen......Merci les amis